| Entry |
behatoka
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | be,
hatoka |
| | Anaram-bola frantsay, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X, izay nampiasaina koa ho farantsa taty Madagasikara, mitovy amin' ny Tsanganolona, Tanamasoandro, Malamakely.,.; be hatoka ny fahitana ny mpanjaka tamin' ireo vola ireo, ka izany no nahatonga ny anarany [1.1]
|
| | A kind of dollar [1.2]
|
| | à forte tête, à grosse nuque. Les pièces de cinq francs à l' effigie de Louis XVIII et de Charles X de France, à cause de la forte tête des Bourbons [2.415]
|
| | La nuque, la partie arrière de la tête [1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | ny vola Behatoka dia mbola vola frantsay koa, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X: be hatoka no fijerin' ny Malagasy ny sarin' ireo mpanjaka ireo teo amin' ny vola.
[2.436]
|
| 2 | Ny amy ny vola 160 Ny vola, na ngita, na tanamasoandro, na tsanganolona, na tokazo, na malamakely, na behatoka, na tombotsisina, dia atao - 106 - - 407 - mitovy ny fandraisana azy, na ny fanakalozan' azy, raha samy tsara;
[1.123]
|
|
|
| Entry |
behatoka
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | be,
hatoka |
| | An inferior kind of rice [1.2]
|
| | Nom d'un riz sauvage : Oryza longistaminata A. Chev. & Roehr. (Poaceae).
[1.196]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
behatoka
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | be,
hatoka |
| | A species of tobacco with long stalks [1.2]
|
| | [Merina]
Variété de tabac ayant au sommet une tige très épaisse et de gros noeuds ; elle aime les sols marécageux. On la cultive pour la production du tabac à chiquer malgache. [1.196]
|
| Vocabulary |
|