|
|
|
|

Entry barabara (bara)
Part of speech adjective
 Fampiasa matetika kokoa noho ny hoe bara: Farina (feo): Barabara feo ianao izany
Tsy ampiampy (saina): Olona barabara saina [1.1]
 Hoarse, having a rough voice; foolish. See farimpeo [1.2]
Derivatives 

Entry barabara
Part of speech adjective
  [Taisaka] Mitavozavoza [1.78]
  [Taisaka] Maladroit, qui gâche tout ce qu'il fait [1.82]
Examples fa raha ny be sy ny maro kosa dia mbola barabara avokoa : ny tokantranony maloto, ny fitafiany ratsy sady tsy ampy [2.113]

Updated on 2023/08/11