|
|
|
|

Entry bara
Part of speech adjective
 Tsy fananana na tsy fisiana, mandalo ihany fa tsy maharitra: Baram-bola aho androany [1.1]
 Ruiné, paumé [1.5]

Entry bara
Part of speech Unspecified
  [Betsimisaraka] mino [1.78]

Entry bara
Part of speech adjective
 Enti-milaza feo misamonina na farimparina tsy mazava loatra eo am-pitenenana. [1.1]
 Se dit de la voix sourde et de l'intelligence
Se dit du caméléon vaincu et encore furieux [1.3]
Synonyms barabara

Entry bara
Part of speech Unspecified
  [Bara] Ho azy [1.78]

Entry bara
Part of speech noun
 Barre qui sépare les mesures en musique [1.3]
Origin Explanations in French: barre.

Entry bara
Part of speech noun
 Traverse, pièce mise en travers [1.3]
Derivatives 
Origin Explanations in French: barre.

Entry bara
Part of speech noun
  [Sakalava] Action de couper au couteau ou de faucher l'herbe ; au passé binara (équivalent merina : fijinjana ahitra). [1.196]
Vocabulary 

Entry Bara
Part of speech name (ethnonym)
 Anaram-poko lehibebe monina amin' ny tany voafaritry ny renirano Zomandao, avaratra, izay mampisaraka azy amin' ny Betsileo; ny ala onenan' ny Tanala, atsinanana; ny ony Onilahy, atsimo andrefana, izay mampisaraka azy amin' ny Antandroy sy ny Mahafaly, ary ny havoana marin-tampon' Analavelona, andrefana sy avaratra andrefana; tanàn-dehibe: Ihosy, Betroka [1.1]
 A tribe of people and division of the country in South-central Madagascar [1.2]
 Population du centre sud de Madagascar ( [...] [full text in 1.5]
Vocabulary 
Tables and plates Dialectal words
Web Les Bara de Madagascar (https://sites.google.com/site/barademadagascar/)

Updated on 2023/10/29