| Entry | babo | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Olona resy an' ady ka entin' ny mpandresy manaraka azy toy ny fananany mihitsy Zavatra na fiadiana na entana, azo tamin' ny ady ka naniary fananan' izay nahazo azy; na zavatra nangalarin' ny mpangalatra [1.1] | |||||
| Booty, captives [1.2, 1.7] | |||||
| Spoil; plunder of any kind. See sambotra and toha. [Swa. Babua, root of verb to strip off.] [1.2] | |||||
| Prisonnier de guerre, butin [1.3, 1.8] | |||||
| Capture, les biens confisqués [1.3] | |||||
| Examples |
| ||||
| Morphology |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Entry | babo | ||||
| Part of speech | adjective | ||||
| [Taisaka] Mora vidy [1.78] | |||||
| Resy, azo tanteraka: Babon' ilay zazavavy ny fony ka tsy nahapetraka izy [1.1] | |||||
| [Taisaka] Bon marché [1.82] | |||||
| Entry | babo | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Sihanaka] Omby torahin-defona vonoina raha mpanankarena no maty [1.78] | |||||
| Entry | babo | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Taimoro] Toko; fizarana lahatsoratra [1.78] | |||||
| Entry | babo | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| A twining plant with a large succulent root, which is eaten by the Sakalava to quench thirst. Dioscorea (?) sp. Also called bemandry. [1.2] | |||||
| [Mahafaly]
(au sens figuré : qu'on se procure facilement, à bon marché). Dioscorea trichopoda Jum. & H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule comestible [1.196] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Scientific name | Dioscorea trichopoda | ||||
| Synonyms | bemandry | ||||
| Other spellings | baboha | ||||
| Entry | babo | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| (de babona, le
na final ne se prononçant pas dans plusieurs dialectes de la côte Est). Nom de plusieurs végétaux produisant du latex :
[Betsimisaraka] Mascarenhasia arborescens A.DC. (Apocynaceae) fournit un bon caoutchouc. [Tanala] Mascarenhasia macrosiphon Baker (Apocynaceae) fournit aussi un bon caoutchouc. [Taifasy, Taisaka] Euphorbiaceae indéterminée. Arbre à latex abondant et très caustique. Référence Boiteau 2114 (1970). [1.196] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Scientific name | Mascarenhasia arborescens, Mascarenhasia macrosiphon | ||||
| Updated on 2021/09/15 |
|