| Entry |
babakoto
|
| Part of speech | noun
|
/m:hyperonym>
| | Karazana gidro fohy rambo, iray tarika amin'ny amboanala [1.1]
|
| | The largest species of lemur which, when wounded, the natives say gets leaves, chews them, and puts them on the wound. It has a short tail with white markings. Lichanotus brevicaudatus.
[1.2]
|
| | Indri ( Indri indri)
[2.233]
|
| | Lémurien à courte queue ( Indris brevicaudatus, Geoffroy Saint-Hillaire)
[1.3]
|
| | [Tankarana]
Nom d'une espèce de lémurien. [1.19]
|
| | Lémurien à courte queue ( Indris brevicauda, Indrisidae)
[1.5]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Indri indri, Indris brevicauda, Indris brevicaudatus, Lichanotus brevicaudatus |
| Examples |
| 1 | Ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan' i Madagaskara
[2.649]
|
| 2 | Ragidro sy Babakoto izany, hoy Itsima, fa tohizo ny tenin' ise
[2.643]
|
|
| Synonyms | ~ |
| Tables and plates |
|
| Quotes |
| Illustrations |
|
|
| Entry |
babakoto
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanaratsiana, enti-milaza olona tsy misy saina, donendrina:
mangina ilay babakoto itỳ. [1.1]
|
| Examples |
| 1 | Ilay babakoto itỳ! (Espèce de vaurien!)
[1.5]
|
| 2 | Tsy mipepo amin' izany izahay, ry Babakoto a!
[1.262]
|
|
|