| Entry | atody | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| Zavatra misy tsirin' aina alatsaky ny vavy amin' ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely. Misy zavatra telo ao amin' ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an' iretsy voalohany [1.1] | |||||||||
| Vokatra ateraky ny fihaonan'ny tsiry lahy sy tsiry vavy [1.13] | |||||||||
| An egg. [Mal. telur; Dyak tulu; Nias adulu; Jav. andoy; other dialects, toil, tolo, telli, terani, atulu, etc.] [1.2] | |||||||||
| An egg [1.7] | |||||||||
| Oeuf [1.8, 1.13] | |||||||||
| Embryon, zygote [1.13] | |||||||||
| Vocabulary | ~ | ||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Derivatives |
| ||||||||
| Entry | atody (tody) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao tonga an-tseranana: Atodio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo [1.1] | |||||||||
| Qu'on fait rentrer au port [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/06/15 |
|