|
|
|
|

Entry asampinga
Part of speech noun
Elementary words asa, ampinga
 (na marakely) matson' ny ankizy manao fiaraha-mihetsika amin' ny ampinga sy hazo kely toa tehina solo-na lefona [1.1]

Updated on 2023/06/18