| Entry |
antsantsa
|
| Part of speech | noun
|
| | Trondron-dranomasina lava vatana sady matanjaka no masiaka -- indrindra ireo karazany antonontonony -- ka atahoran' ny olona izaitsizy, fa ireo lehibe kosa, izay mety mahatratra hatramin' ny 15 m. ny halavany, dia maro mpihaza fa mora be [1.1]
|
| | A shark. See akio
[1.2]
|
| | A shark [1.7]
|
| | Requin [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples | iaraha-mahalala fa ny mamba dia mankahala fatratra ny ranomasina fonenan' ny antsantsa fahavalony.
[2.5]
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
antsantsa
|
| Part of speech | noun
|
| | Name of a small lizard, called in Imerina antsiantsy. [1.2]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
|
| Entry |
antsantsa
|
| Part of speech | noun
|
| | In the provinces it is the name given to highway robbers. See jiolahy [1.2]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
|