| Entry |
antony
(antoka)
|
| Part of speech | noun antoka and pronoun
|
| | Izay nahatonga zavatra iray: Tsy fantatro ny antony nandavany ny fangatahako (Fanoratra koa ny hoe: ny anton' ny nandavany ny fangatahako) Zavatra kendrena hotratrarina amin' ny asa iray na izay ilana zavatra iray: Ny taranaka no antony ilofosantsika amin' ny asa isan' andro ~ Tsy fantatro ny anton' itỳ milina itỳ [1.1]
|
| | Cause, origin, object, design, chief agent, superintendent. Probably this word is from antoka (surety)
[1.2]
|
| | A cause; the object in view [1.7]
|
| | Cause, motif [1.8, 1.13]
|
| | Raison; la fin en vue [1.8]
|
| | Mobile [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Tsy hitako ny antony.
[2.270]
|
| 2 | Mazava ny antony, lehiroa a!
[2.643]
|
| 3 | Vetivety dia fantatra ny antony.
[2.472]
|
|
|