| Entry | ankaso | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaovana izay hahavoa ny sasany na izay hahasimba ny ataony na ny fananany: Aoka tsy hifanao ankaso Avy amin' itỳ farany itỳ indrindra no niavian' ny hoe ankaso: an-kasomparana, an-kaso, ankaso Fahavoazana mihatra amin' ny tena noho ny afitsoky ny fiainana: Loza ny ankason' ny tany [1.1] | ||
| Taking by force; malicious damage [1.7] | ||
| Du mal fait à quelqu'un [1.8] | ||
| Examples | Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao.
[2.471] | |
| Synonyms | ankasomparana ~ filambanony ~ hasomparana ~ hetraketraka ~ sotasota | |
| Updated on 2013/10/25 |
|