|
|
|
|

Entry hetraketraka
Part of speech noun
 Fisomparana; fampiasan-kery aman' olona na fanimbana sy fandravana fananana: Potika noho ny hetraketraky ny tsy tia ny voly teny an-tsaha [1.62]
 Brutalité, vandalisme, méchanceté, ar [...] [full text in 1.5]
Examples 
1Toa te-hikosoka ny hetraketraka natao rehetra. [2.471]
2Mpanjaka nahery setra sy be hetraketraka i Zakavola. [2.508]
Derivatives 

Entry Hetraketraka
Part of speech name (book title)
Author Andriamalala Emilson Daniel, 1972
Publishings Pages: 200.
Tables and plates All the titles

Entry Hetraketraka
Part of speech name (book title)
Author Rapatsalahy Paul
Publishings 
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/10/21