| Entry | angady (hady) | |
| Part of speech | noun | |
| Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady [1.1] | ||
| A spade. This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina. See fangady. [1.2] | ||
| A spade; [1.7] | ||
| Bêche [1.8, 1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | fangady | |
| Updated on 2023/05/16 |
|