| Entry | andranobe | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | rano, be | |
| (ao an-trano be): Ny vehivavy lehibe indrindra ao amin' ny fianakaviana; ramatoabe; matetika koa anefa atao hoe andranobe ny vadin' ny lehilahy lehibe mpanankarena na maro ankohonana [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | dia ny andranobe tongava iketaka, ary ny anakandriana dia tongava ikotokely
[2.48] | |
| Entry | Andranobe | |
| Part of speech | name (toponym) | |
| Vocabulary | ||
| Coordinates | -24.4, 46.3666667
-20.9, 44.7166667 -19.3666667, 44.9166667 -18.7666667, 44.6666667 -17.6166667, 45.25 -17.45, 48.3833333 -17.3666667, 45.4666667 -14.5166667, 48.2333333 | |
| Toponymy | rano, be | |
| Entry | Andranobe | |
| Part of speech | name (toponym) | |
| Petite rivière de Nosy Be qui se jette dans la baie d'Ambatozavavy [1.11] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | Andranobe | |
| Part of speech | name (toponym) | |
| Tributary of the right bank of the Ikopa river [3.1] | ||
| Affluent de la rive droite de l' Ikopa [3.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Illustrations |
| |
| Updated on 2025/05/08 |
|