|
|
|
|

Entry andevolahy
Part of speech noun
Elementary words andevo, lahy
Examples Mba nody nanaraka azy ireo ihany ireo andevolahy telo lahy, kanjo nijanonjanona nanao dia afa-safay izy, dia lasa niverina. [2.324]
Morphology 
Simple : andevolahy, andevolahiko, andevolahinao, andevolahiny, andevolahintsika, andevolahinay, andevolahinareo, andevolahin', andevolahin-, andevolahim-

Updated on 2023/06/14