| Entry | anaram-bosotra | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | anarana, vosotra | |
| Fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra [1.1] | ||
| A nickname [1.8] | ||
| Sobriquet, surnom [1.8] | ||
| Updated on 2023/08/12 |
|