| Entry | anarana | ||
| Part of speech | noun | ||
| Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy:
Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1] | |||
| Iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana [1.13] | |||
| Name [1.2, 1.7] | |||
| Appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank) [1.2] | |||
| Nom [1.8, 1.13] | |||
| Dénomination [1.13] | |||
| Vocabulary | |||
| Morphology |
| ||
| Entry | Anarana | ||
| Part of speech | name (book title) | ||
| Author | Rapatsalahy Paul | ||
| Publishings | 1981. Edisiona Takariva. Width: 11.5cm. Height: 16cm. Pages: 20. | ||
| Tables and plates | All the titles | ||
| Updated on 2025/07/27 |
|