| Entry |
ampondra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsileo]
Bibidia fahiny mpiraotra eny amin'ny fondra [1.78]
|
| | Biby mitovitovy amin' ny soavaly fa kely, izay atao koa hoe boriky [1.1]
|
| | A mule. [Swa. punda, an ass.] [1.2]
|
| | A donkey [1.7]
|
| | Ane [1.54]
|
| | âne, bourrique [1.8]
|
| | [Sakalava-Mayotte]
âne [1.405]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Omby na soavaly na ampondra no nampitarihina ny angady.
[2.117]
|
| 2 | Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka.
[2.293]
|
| 3 | Ary hoy ny ampondra : «Ny nanjo ilay saká omaly no nahahendry ahy.
[2.857]
|
| 4 | nasolony ny hoe ampondra, ka raha tsy efa novazivazin' ny kilonga izy nataony hoe Radonkay tsy nijanona.
[2.285]
|
|
| Article |
|
| Entry |
ampondra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tanosy]
vilia
[1.78]
|
|