|
|
|
|

Entry vilia
Part of speech noun
 Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo [1.1]
 A plate, a dish; cf. lovia [1.7]
 Plat, assiette [1.8]
Vocabulary 
Examples Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [2.470]
Other spellings 

Updated on 2012/04/24