| Entry | ampalibe | ||
| Part of speech | noun | ||
| [Betsimisaraka] Voankazo fihinana izay hita any avaratra atsinanana [1.78] | |||
| Hazo lehibe tsy fahita afa-tsy amin'ny tany mafana, be tavolo ny voany ary anisan'ny lehibe indrindra amin'ny voankazo rehetra fa mety mahatratra 15 kilao; ny tsirony, mamy sy matsiro, saingy misy fofony maherihery kosa. [1.1] | |||
| [Betsimisaraka] The jackfruit tree (Artocarpus integrifolia) [1.2] | |||
| Jacquier (Artocarpus integra, Urticaceae [...] [full text in 1.5] | |||
| (de ampaly (2), et
be = grand).
Nom d'abord donné à plusieurs figuiers : [Sakalava] Ficus guatteriifolia Baker (Moraceae). [Sihanaka] Ficus pachyclada Baker (Moraceae). Mais depuis l'introduction du Jacquier, Artocarpus heterophyllus Lam. (Moraceae), arbre fruitier bien connu, c'est à ce dernier qu'on donne en général le nom d' ampalibe. [1.196] | |||
| Vocabulary | |||
| Scientific name | Artocarpus heterophyllus, Ficus guatteriifolia, Ficus pachyclada | ||
| Synonyms | finesy ~ kimahatorolela | ||
| Web | http://waynesword.palomar.edu/jackfr1.htm#jackfruit | ||
| Illustrations |
| ||
| Updated on 2019/08/17 |
|