| Entry | amboamboa (amboa) | |
| Part of speech | noun | |
| Enti-milaza fitomboan' ny vatana izay mihadongadonga na botrabotra, indrindra fa eo amin' ny zazakely Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory [1.1] | ||
| [duplicatif fréquentatif] Petits enfants dodus, ou qui ignorent la modestie [1.3] | ||
| Examples | Tsy azo dokafana ho mahafinaritra koa ny zazakely, sahala amin'ny fanaon'ny Malagasy maro ihany, fa haratsiana hoe "amboamboa kely" mba hirariana azy ho velona soa aman-tsara ary tsy halain' ny fanahy ratsy.
[2.606] | |
| Updated on 2023/06/20 |
|