| Entry | alikalika (alika) | |
| Part of speech | noun | |
| Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | alika | |
| Entry | alikalika (alika) | |
| Part of speech | adjective | |
| Dongadonga, botrabotra (fampiasa amin' ny zazakely) [1.1] | ||
| Examples | Alikalika kely amin' ny fihetsiny sy mahafatifaty aoka izany amin' ny endriny monamonany ilay bitika amin' izay.
[2.470] | |
| Updated on 2023/04/08 |
|