| Entry | ambavafo | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | vava, fo | |
| Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Nidobodoboka ny ambavafoko nihazakazaka nankany am-bavahady.
[2.472] | |
| Synonyms | vavafo | |
| Updated on 2024/11/01 |
|