| Entry | akondro afontsy | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | akondro, afontsy | |
| (afontsy na akondro afontsy) karazan' akondro vaventy voa, vanona tsara eny ankalamanjana [1.10] | ||
| [ akondroafontsy ] A variety of banana which grows well in open spaces. [1.2] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/01/16 |
|