|
|
|
|

Entry akoholahy
Part of speech noun
Elementary words akoho, lahy
 Ny lahy amin' ny akoho [1.1]
 [lahy, masculine.] A cock [1.2]
 A rooster [1.7]
 Coq [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] [ akôho lahy ] Coq [1.405]
Vocabulary 
Examples 
1tsy akoholahy aho ka hahatsiaro andro maraina; [2.69]
2Vonoina ny akoholahy mena sy ny ombim-pandroana. [2.508]
3Vonoina ny akoholahy mena, ny rany tetitetenan' izy rehetra amin'ny handriny. [1.353]
Article 
Illustrations 

Updated on 2023/06/21