|
|
|
|

Entry akata
Part of speech noun
  [Antemoro, Tanala, Tanosy] Bozaka
[Bara, Tanala, Tanosy] Ahitra
[Antemoro] Karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango)
[Bara] vilona
[Tanala] forompotra : Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [1.78]
 Lobolobona hazo madinika
Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao [1.1]
 Bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana [1.13]
 A grass used for forage [1.2]
 Savane arbustive [1.13]
  [Sakalava] Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilona en merina).
[Taisaka]  : mauvaises herbes croissant dans les rizières (= ahidratsy en merina). [1.196]
Vocabulary 
Examples 
1Nanao ady anaty akata izay tena nanahirana ny Frantsay Ingereza. [2.508]
2Ny akata, karazana ravin-kazo mandady amin' ny tany, no ventin'ny sakafo fanome ny omby. [2.606]
Analogs  ahitra ~ bozaka

Entry akata
Part of speech noun
 Vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [1.1]
  [Provincial] Rice in the husk [1.2]
 Riz dans son enveloppe [1.3]
Vocabulary 
Other spellings 

Entry akata
Part of speech noun
  [Tambahoaka] Akalana vay [1.78]

Entry akata
Part of speech noun
  [Masikoro] Ravin-kazo mandady amin'ny tany [2.606]

Updated on 2025/08/21