| Entry | ahena (hena) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Hakelezina: Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra ~ Nahenany ny karamako ka tsy faly aho Atao vitsivitsy kokoa: Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro [1.1] | |||||||||
| To be lessened, to be diminished. [1.2] | |||||||||
| To be lessened, to be reduced [1.7] | |||||||||
| Qu'on diminue, qu'on amoindrit, qu'on rétrécie [1.8] | |||||||||
| ahena ny mivonto: diminuer l'enflure. [1.13] | |||||||||
| Examples | Ary, ianareo, olon' i Fandriana, firy ny olona tianareo ahena isa, ny aminareo?
[2.270] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Analogs | ajetsy ~ ajotso ~ ampidinina | ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|