| Entry | aharo (haro) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| [Taisaka] Afangaro, ampifangaroina [1.78] | |||||||||
| Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin' ny gisanay ny gisany ka nanahirana ny nanavaka azy [1.1] | |||||||||
| To be mixed. Used in speaking of that which is added. [1.2] | |||||||||
| Examples | Ny boka dia aza aharo toerana amy ny vohitra, fa avoahy.
[1.431] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | aharo (hatra) | ||||||||
| Part of speech | imperative of passive verb ahàtra | ||||||||
| Examples | aharo ireo ampisotroina azy ny olona mivalana ra;
[2.48] | ||||||||
| Updated on 2025/09/18 |
|