| Entry | hatra | ||
| Part of speech | noun | ||
| Fahatongavana na fidonana any amin' ny noheverina haleha; fikasihana [1.1] | |||
| Morphology |
| ||
| Derivatives |
| ||
| Analogs | hatramy | ||
| Entry | hatra | ||
| Part of speech | adverb | ||
| Teny atambatra: 1) amin' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa, ary, any, mba hoenti-milaza faritoerana tratrarina: Hifaninana hazakazaka ianareo hatrerỳ amin' ny foto-paiso erỳ; 2) amin' ny mpampiankina, amy mba hilazana fetran' isa na fotoana tsy azo ihoarana: Manisà hatramin' ny telopolo / Andraso aho hatramin' ny zomà [1.1] | |||
| Up to, as far as (of time and space) [1.7] | |||
| Depuis, jusqu'à [1.8] | |||
| Vocabulary | |||
| Entry | hatra | ||
| Part of speech | adjective | ||
| [Provincial] A word for zatra [1.2] | |||
| [Tankarana] Habitué. § zàtra. [1.19] | |||
| Updated on 2023/09/28 |
|