|
|
|
|

Entry afonangatra
Part of speech noun
Elementary words afo, angatra
 Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo [1.1]
 Feu follet [1.3]
Vocabulary 
Examples Afonangatra izany, ka tsy hita izay niandohany [2.48]
Synonyms afondolo ~ afonanahary ~ afon' ny matoatoa

Updated on 2023/12/09