|
|
|
|

Entry afero
Part of speech noun
 Paosy kely lavalava eo ambanin' ny aty kely foana (amin' ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso mangidy antsoina rahateo hoe ranonafero, izay miforona ao amin' ny aty ka midina ao amin' ny vava tsinay rehefa miditra ao ny sakafo
Ilay rano maitsomaitso mangidy mihitsy [1.1]
 The bile, the gall, the gall-bladder [1.2]
 Bile [1.7]
 Bile, fiel, la vésicule qui le contient [1.3]
 Bile, fiel [1.8]
Vocabulary 
Examples Aza atohokao anay 'ty afero tsy mitampoka! [2.1022]

Entry afero
Part of speech noun
 Zavatra mangidy dia mangidy. [1.1]
 Bitterness, costly. [mal ampada(?).] [1.2]
 Amertume, aigreur [1.3]
 Amertume [1.8]
Vocabulary 
Article 

Entry afero (fetra)
Part of speech imperative of passive verb afetra [Full list]

Entry afero (afitra)
Part of speech imperative of passive verb aferina [Full list]

Updated on 2025/04/17