| Entry |
adrisa
|
| Part of speech | noun
|
/m:hyperonym>
| | Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany [1.1]
|
| | A species of locust, the female of the aketa.
[1.2]
|
| | Sauterelle, la femelle de l' aketa
[1.3]
|
| | Espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l' aketa
[3.1]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | ataonao ho adrisa saraky ny namany
[2.131]
|
| 2 | Ho azony tokoa mantsy ilay akanjo tsara soratra nifantohan' ny fitiavany, sy ilay elo mangiran-taho novelariny, moa va tsy elatr' adrisa, - sy ilay habatanana maorimaorina antonina tsara ny sandriny.
[2.470]
|
|
|