Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : vanin-taona | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Tsy sasa-poana akory ny katsaka ela nihantonana fa niandry vanin-taona haniriana. [1.1]
Tsy sasa-poana tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa miandry ny vanin-taona haniriana. [2.558 #4789] Tsy sasa-poana, tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa niandry vanin-taona haniriana. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Ilazana ny olona nahita voka-tsara amin' ny fiandrasana ela fa tsy mba maimaika nanao zavatra tsy amin' ny fotoanany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||