Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : sisina | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Lamban' Ikaladala: rovi-tsisin' ny mpindrana. [1.1]
Lamba Lamba | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Aoka samy hitandrina ny fananany ka tsy ho morainy na be indrafo loatra ka ny mpindrana indray no hanjakazaka aminy mandra-pahasimbany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Sisi-hazon' Sisin-kazon' | ||||||||||||||||||||
French translation | Les bois (poutres) faits à la hache par les gens d' Antanamalaza sont droits à la vérité, mais pleins de nœuds; ceux faits par les habitants de Tananarive, par contre, sont beaux et faciles à raboter. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverbs : sisina | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Tsy mety raha manao ahy sy azy, ka ny iray ho tambinana fa ny iray ho sisina. [2.558 #4610] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||