Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : petaka | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Tsara tarehy petaka orona ka voatondro iray no tsy | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Zavatra kely matetika dia ampy hanimba zavatra iray izay mety ho tsara amin' ny ankapobeny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Tsy mety raha manao petaka an-toko sy manao isika | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Tsy mety raha ny petaka orona indray no hiavona amy ny lesoka. [2.653 #3478]
Tsy mety raha ny petaka orona indray no hiavona amin' ny lesoka. [2.415 #1792] Tsy mety raha ny Tsy mety raha ny Tsy mety raha tsy lesoka, tsy petaka orona, ka atao ratsy fotsiny izao. [2.415 #1793, 2.653 #3476] | ||||||||||||||||||||
French translation | Il ne convient pas que celle qui a le nez aplati fasse la fière à côté de celle qui a la figure déprimée. [2.415 #1792]
Il n' est pas permis, lorsqu' une femme n' a ni la figure déprimée ni le nez aplati, de la traiter purement et simplement de laide. [2.415 #1793] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Il faut se regarder soi-même avant de critiquer les autres. [2.415 #1792]
Il ne faut pas se montrer trop difficile, il ne faut pas dénigrer les gens. [2.415 #1793] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Vehivavy tsara tarehy petaka orona : voantondro iray monja no tsininy. [2.415 #1794, 2.653 #3656]
Vehivavy tsara tarehy petaka orona, voantondro iray no tsininy. [2.415 #1601] Vehivavy tsara tarehy petaka orona: voatondro iray monja no tsininy. [2.165 #1298] Vehivavy tsara tarehy Zazavavy soa petaka orona: voantondro iray no tsininy. [2.415 #1601, 2.653 #3785] Zazavavy tsara voavitsy | ||||||||||||||||||||
French translation | Femme jolie mais qui a le nez camus : il ne s' en faut que d' un travers de doigt pour qu'elle soit parfaite. [2.415 #1794]
Jeune fille agréable ou femme au joli visage avec le nez camus : il ne s' en faut que d' un travers de doigt pour quelle soit parfaite. [2.415 #1601] Une belle femme avec un nez écrasé: elle n' a qu' un tout petit défaut. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Bien difficilement tout est parfait ; ce proverbe se disait des choses qui n' avaient qu' un léger défaut. [2.415 #1601] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||