Index |
|
|
|
Proverbs : mpandova
|
|
|
Proverb 1 | Mandany ny azo maina ohatra ny mpandova be sitrapo. [2.558]
|
|
|
Proverb 2 | Mioza ranomaso sahala amin' ny mpandova tsy hendry. [2.558 #2363]
|
|
|
Proverb 3 | Mpandany ny azo toy ny zaza mpandova. [2.165 #1918, 2.415 #2393]
|
French translation | Prodigue comme un enfant qui vient d' hériter. [2.415 #2393]
Prodigue (ou dépensier) comme un enfant qui a fait un héritage. [2.165]
|
|
|
Proverb 4 | Mpandova angaha aho no hiandry ny farany? [2.558]
|
|
|
Proverb 5 | Mpandova tsy mahay mitahiry : ho andevon' ny mpiasa hendry. [2.558]
|
|
|
Index |
|
|