|
|
|
|

Index

Proverbs : mivelabelatra

Proverb 1Tsy mety raha manao toy ny lolo amoron-drano : mivelabelatra dia hianao ihany, mikombonkombona dia hiano ihany. [2.415 #4964]
Tsy mety raha manao toy ny lolo amoron-drano: mivelabelatra, hianao ihany ; mikombonkombona, dia hia-nao ihany. [2.653]
Tsy mety raha manao toy ny lolo amoron-drano : mivelabelatra izy ihany, hikombonkombona mbola izy ihany koa. [2.558 #297]
French translationIl ne faut pas faire comme les papillons au bord de l' eau : étendre les ailes, vous savez le faire ; les fermer, vous savez encore le faire. [2.415 #4964]
French interpretationSe disait des personnes doubles, hypocrites ou fantasques, tantôt ouvertes et tantôt fermées, sur lesquelles on ne peut pas compter. [2.415 #4964]

Index