Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mitratraingo | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Mietaketaka foana ny aketa, mirisarisa foana ny adrisa, fa tsy enina anay mitratraingo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza fa tsy ny fisehoana ety ivelany akory no azo ilazana olona fa hahomby. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||