Index |
|
|
|
Proverbs : misamonina
|
|
|
Proverb 1 | Misamonina andro aman' alina toa moka. [2.558 #2401]
|
|
|
Proverb 2 | Mitsaha-misamonina tahaka ny voangory voapaika. [2.558 #2491]
Voangory voapaika, ka mitsaha-misamonina. [2.558 #4990]
|
|
|
Proverb 3 | Ny alahelom-behivavy dia toy ny fandihin' ampela, ka any an-trano vao misamonina. [2.415 #1308]
|
French translation | Il en est du chagrin des femmes comme du tournoiement des fuseaux : c' est dans la maison que cela éclate en murmures. [2.415 #1308]
|
French interpretation | Se disait des plaintes qui se terminaient sans être portées aux juges. [2.415 #1308]
|
|
|
Index |
|
|