Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mifandray | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza manao volo ngita mifandray tendro. [2.558 #640, 2.165]
Manao volo ngita mifandray tendro. [2.558 #2025, 1.1] Tsy mety raha manao volo ngita mifandray tendro. [2.653 #3446] Tsy mety raha manao volo ngita mifandray tendro, homba ny ratsy. [2.558 #4626] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Entina milaza olona miray tetika hanao ratsy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne faites pas comme les cheveux crépus qui s' entrelacent par le haut. S' unir pour le mal. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||