Index |
|
|
|
Proverbs : maromaro
|
|
|
Proverb 1 | Maromaro zanaka ka tsy orin-daoka. [2.558 #2142]
|
|
|
Proverb 2 | Moa ny somisi-tanana dia mpanokona ary ny mpandeha maro mpanao be hariva? [2.558]
Moa ny somisi-tanana dia mpanokona ? Moa ny mpandeha maromaro dia mpanao behariva ? [2.415 #1667, 2.653 #1931]
|
French translation | Est-on cuisinier, parce qu'on a la peau des mains qui s' écaille et se soulève? appartient-on à une bande de détrousseurs de nuit, parce qu' on va en bandes nombreuses? [2.415 #1667]
|
French interpretation | Il ne faut pas se fier aux apparences. [2.415 #1668]
|
|
|
Index |
|
|