Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mamololona | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Akondro iray fototra ny ambanilanitra : ny mamololona ho raviny, akondro ihany ; ny manondro lanitra ho voany, akondro ihany ; ny miendaka ho raty, akondro ihany ; ny mitsontsorika ho lafiny, akondro ihany. [2.415 #271, 2.653]
Akondro iray fototra ny olombelona : ny mamololona ho raviny, akondro ihany; ny manondro lanitra, akondro ihany; ny miendaka ho raty akondro ihany; ny mitsontsorika ho lafiny, akondro ihany. [2.558] | ||||||||||||||||||||
French translation | Le peuple est comme un pied de bananier : ce qui se roule en spirale pour, devenir feuille, c' est du bananier ; ce qui se dresse vers le ciel pour devenir fruit, c' est du bananier ; ce qui se détache pour devenir écorce sèche, c' est du bananier ; ce qui s' incline pour devenir les grappes, c' est du bananier. [2.415 #271] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Le peuple tout entier forme une société bien harmonisée. [2.415 #271] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||