Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mahavezivezy | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Andranobe very laona ka miandry izay hingadonany. [2.415 #1871, 2.653 #199, 2.558]
Rafotsibe very laona ka miandry izay hingadonany. [2.558] Rafotsibe very laona : tsy mahavezivezy fa miandry izay ingadonany. [2.558 #230] Randranobe very laona: miandry izay hingadonany. [2.653 #2740] Randranobe very laona, tsy mitady fa mampandry sofina. [2.558 #240] | ||||||||||||||||||||
French translation | Femme qui a perdu son mortier à piler le riz : elle attend pour le recouvrer qu' on fasse du bruit en s' en servant. [2.415 #1871] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des gens qui se croient rusés et qui sont peu actifs. [2.415 #1871] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||