|
|
|
|

Index

Proverbs : mahamandomando

Proverb 1Rafotsibe mifia pary : natao hahamamy ny vava, kanjo kosa vao mainka mampiempaka ny akanjo-nify. [2.415]
Rafotsibe mifia-pary : natao hahamandomando ny tenda, kanjo kosa vao mainka mampiempaka ny akanjo-nify. [2.415]
Rafotsibe nifia-pary: natao hahamando ny tenda (hahamamy ny vava), kanjo nampiempaka ny akanjo-nify. [2.653 #2621]
Rafotsibe nifia-pary : natao hahamando ny tenda, kanjo nampiempaka ny akanjo-nify. [2.558 #3527]
French translationVieille qui mâche une canne à sucre : elle voulait s' humecter et s' adoucir le gosier et voilà qu' elle s'écorche les gencives. [2.415 #1903]
French interpretationOn trouve la peine là où l' on cherchait le plaisir. [2.415 #1903]

Index