Index

Proverbs : langato

Proverb 1Kabaron’ a langato : vato ambony, vato ambany. [1.147 #K5]

Proverb 2Langato a Manandra : izy tsy pehina. [1.147 #L23]

Proverb 3Langato anivo-riana : tsy iniany fidonan’ ny mafy. [1.147 #L25]

Proverb 4Langato nandro, dronga nisetra : ny lailay afaka fa ny taketra tavela. [1.147 #L27]

Proverb 5Langato nifoaka : zara tsy hanontona. [1.147 #L22]

Proverb 6Langato nihinana ovotra : ny mainty hanin’ ny fotsy. [1.147 #L24]

Proverb 7Langato ny olombelona : izay manana ivorovoroana. [1.147 #L26]

Index