Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : Ingorifotsy | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Ingorifotsy manjono, ka raha tsy miakatra, dia hidinako. [2.653 #1139]
Ingorifotsy nanjono : Raha tsy miakatra dia hidinako. [2.558 #1438] Rafotsibe manjono : rehefa tsy miakatra idinany. [2.558 #3512] Rafotsibe nanjono: rehefa tsy miakatra, dia irobohany. [2.415 #1916, 2.653 #2618] Randranobe nanjono : "raha tsy miakatra, hidinako" . [2.415 #1926] | ||||||||||||||||||||
French translation | Randranobe, la vieille qui pêche à l' appât : si le poisson ne monte pas, dit-elle, c' est moi qui descendrai. [2.415 #1926]
Vieille qui pêche à l' appât : si les poissons ne montent pas, dit-elle, j' entre dans l' eau. [2.415 #1916] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des gens têtus, de ceux qui s'acharnent à une chose. [2.415 #1916] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Ingorifotsy mifono sahondra, ka bokan' ny nataony. [2.165 #74]
Ingorifotsy mitono sahondra: bokan' ny nataony. [2.653 #1140] Ingorifotsy nitono sahondra : bokan' ny nataony. [2.558 #1439] Ingorifotsy nitono sahondra, ka bokan' ny nataony. [2.415 #2002] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ingorifotsy a fait griller des aloès et cela l' a rendu lépreux, car il y avait interdiction. [2.415 #2002]
Une vieille femme qui brûle des fleurs d' aloès: elle devient ainsi lépreuse par son fait (selon l' ancienne croyance malgache). [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Trouver malheur dans sa faute. [2.415 #2002] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||