Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : hodidinina | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Sadika ny fanahy : tompony my hodidininy. [1.147 #S2]
Sadikan’ ny fanahy ny tena: ny manao azy ihany no hodidininy. [2.415 #1704, 2.653] Salakan’ ny fanahy ny tena : ny manao azy hodidininy. [2.974 #435] Salaky ny fanahy ny tena: ny manao azy ihany no hodidininy. [2.415 #1704, 2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Le corps est le pagne de l’âme : c’est le serviteur qui enchaîne le maître. [2.974 #435]
Le corps est pour l' âme ce qu' est le salaka qui entoure les reins : le salaka n' entoure que celui qui le porte. [2.415] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Chacun est reponsable de sa conduite. Dans certaines provinces, le salaka s' appelait sadika. [2.415 #1704] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||