|
|
|
|

Index

Proverbs : haratsina

Proverb 1Dovidovy endrika ka tian' ny olona haratsiana ary amboalambo tarehy ka tian' ny kabary hodiavina. [2.558]
Dovidovy endrika, ka tian' ny olona hoharatsina ; ary amboalambo tarehy, ka tian' ny kabary hodiavina. [2.415 #4862, 2.653 #863]
French translationIl a l' air chétif, aussi aime-t-on à se moquer de lui ; il a l' air d' un aventurier, aussi s' attire-t-il fréquemment des discussions. [2.415 #4862]

Proverb 2Ny tsara no haratsina, ny halavolo ; ny ratsy no hatsaraina, voasisika. [2.415 #4886, 2.653 #2515]
French translationSi on dénigre un homme de bien, c' est par aversion ; si on dit du bien d' un méchant, c' est qu' on a été séduit par ses cadeaux. [2.415 #4886]

Index