Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : fandrika | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Hadivorin' Andrianentoarivo : marivo loatra, afaka ny fahavalo, Hadivorin’ Andrianentoarivo: marivo loatra, afaky ny tafika; Hadivorin' | ||||||||||||||||||||
French translation | Pareil au fossé circulaire d' Andriantoarivo: trop peu profond, les ennemis peuvent le traverser; trop profond, c' est un piège pour lui-même. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Ny lalana fandrika, ny trano vovo, fa ny soa atao levenam-bola. [2.558]
Ny lalana fandriky ny trano, vovo. [2.653 #2296] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Ny vorona no manadino fandrika, fa ny fandrika tsy manadino vorona. [2.558 #3372]
Ny vorona no manadino fandrika, fa ny fandrika tsy mba manadino vorona. [2.415 #6319, 2.653 #2529] | ||||||||||||||||||||
French translation | L’oiseau oublie le piège, mais le piège n’oublie pas l’oiseau. [2.415 #6319, 2.974 #225] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de ceux que l'expérience n'instruit pas et qui se laissent prendre de nouveau. [2.415 #6319] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||