Index

Proverbs : amparasily

Proverb 1Mainka izany raha amparasily, ravin-katsaka aza mikasaoka! [2.558 #1897]
Mainka izany raha parasily, ravin-katsaka aza mikasoka. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny olona be hambo aoka izany ka zavatra tsinontsinona iny dia efa mampibontsina azy izaitsizy. [1.1]
Enti-milaza ny olona matin-kambo be loatra; zavatra kely iny dia mampibontsina azy izaitsizy, hanao ahoana izany raha zavatra lehibebe kokoa no sendra azy? [1.1]
Enti-milaza olona be hambo amin' ny zavatra madinika. [1.1]
Fiteny enti-maneso ireo be hambohambo foana amin' ny zavatra tsinontsinona. [1.1]

Index