Asa 13.7 |
Which was with the deputy of the country, Sergius Paulus, a prudent man; who called for Barnabas and Saul, and desired to hear the word of God. |
izay nitoetra tao amin' i Serygio Paolo, governoran' ny tany sady lehilahy hendry; ary izy nampaka an' i Barnabasy sy Saoly hankao aminy ka naniry mba hahare ny tenin' Andriamanitra. |
izay nitoetra tao amin' ny governora Serjio Paoly lehilahy hendry. Nampanalain' ity governora i Barnabe sy Paoly, fa naniry handre ny tenin' Andriamanitra izy. |
qui était de l' entourage du proconsul Sergius Paulus, homme avisé. Ce dernier fit appeler Barnabé et Saul, désireux d' entendre la parole de Dieu. |